Décès soeur de Janie RAMALALANISOLO

Date de publication : Jun 07, 2012 8:0:6 PM

FILAZANA MANJO

Amin’ny alahelo lehibe no ampandrenesanay fa ny Havamalalanay

RANDRIAMAHARO Annick Mireille

Teraka RAKOTONDRATRIMO

Dia nantsoin’ny RAY hody any aminy ny Alahady 10 JIONA 2012, rehefa nivahiny 48 taona teto an-tany.

Hoy :

Ny Vadiny : RANDRIAMAHARO Maminiaina

Ny Zanany : RANDRIAMAHARO Maminiaina René

RANDRIAMAHARO Domoina Maria Aimée

Ny Renibeny : RAHARISOA Marcelline

Ny iray tampo aminy :

RAMALALANISOLO Janie mivady sy ny zanany ;

RAKOTONDRATRIMO Nirina ;

RAKOTOMANANA Harry mivady sy ny zanany ;

RAKOTOMANANA Lalaina.

Ny iray tampo amin’ny vadiny :

RAZAIARIMANANA Nivosoamaharo sy ny zanany ;

RAVELOJAONA Rolland sy Noro ;

RAHAROARINIVOMANGA Hary sy ny zanany ;

RANDRIAMAHARO Rampanana mivady sy ny zanany ;

RASOAMAHARO Tovonjarasalama mivady sy ny zanany.

Ny iray tampo amin’ny rainy :

RAKOTONDRATRIMO Mamisoa mianadahy avy sy ny zanaka aman-jafiny.

Ny iray tampo amin’ny reniny :

RAHARIJAONA Eugène mivady sy ny zanany :

RASOARIAKA Gladys sy ny zanaka aman-jafiny.

Ny Havana aman-tsakaiza rehetra tsy mahafoy .

Ny fokontany Ambohimamory.

Ny nofony dia hatao veloma farany ao amin’ny Chapelle de l’Hopital de Saint-Pierre ny TALATA 12 JIONA 2012.

Ary dia ho entina hody any Madagasikara ny ALAROBIA 13 JIONA 2012 .

Hiaretan-tory ao amin’ny lot: IAV 317A Ankaraohito –Iavoloha ANDOHARANOFOTSY RN7 ANTANANARIVO 102

Entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny FJKM Ambohimamory Malala Orimbato ny alakamisy 14 jiona 2012 amin’ny iray ora sy sasany tolakandro, mialohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Vinany Loharanombato Ambatondratrimo.

JEHOVAH NO MPIANDRY AHY, TSY HANAN-JAVA MAHORY AHO.

Salamo 23